|
|
|
|

Entry1  midinika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra
Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo
Explanations in English  4  [1.2] to converse secretly, to talk over affairs minutely and singly
5  [1.7] to examine something together, to counsel together
Explanations in French  6  [1.8] examiner ensemble, prendre conseil ensemble:
Examples  7  [2.472] Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo.
Root  8  dinika
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2024/12/11