|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midonaka |
| Fototeny | 2 donaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to give off smoke
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 donner de la fumée
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra.
[2.470]
8 Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 Ikomandà, 14 mandoaky, 15 mandokay, 16 manidoka, 17 midanoka, midonaka, 18 mikadoña, 19 mikodàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|