Entry | 1 midorehitra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 dorehitra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay |
Explanations in English |
8 [1.7] to be a bright flaming red |
Explanations in French |
9 [1.8] être rouge comme le feu |
Examples |
10 [2.470] Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; 11 [2.583] Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |