|
|
|
|

Teny iditra1  dorehitra
Fototeny  2 rehitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mena be mangatrakatraka sy mivolon' afo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [rehitra, burning] very red, scarlet [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 très rouge, écarlate [1.3]
7 (racine secondaire qui se distingue de la racine primaire par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: rehitra - dorehitra) [1.12]
Ohatra  8  Nojereko ny akanjoko, ny lobako avy koa no nisy dia-molotra mena dorehitra. [2.4#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  109 mena dorehitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09