Entry (1/2) | 1 mielanelana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 elanelana |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao ~ Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanoratra roa ireo Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anadahin' izy mirahavavy |
Entry (2/2) | 9 mielanelàna |
Part of speech | 10 imperative of active verb mielanelana [Full list] |
Root | 11 elanelana |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] |
Explanations in French |
13 [1.3] |
Anagrams | 14 ielanelanam, mielanelana, mielanelàna |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |