Entry | 1 miempakempaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 empakempaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Mienda-koditra, miovaka: Efa miempakempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho |
Synonyms | 8 miempaka |
Analogs | 9 miempaka, mielakelaka, mikoan' ny nahiny, miendaka, misendaka, mihalangalana, misinda, mitakovana, miovaka, mikipaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |