|
|
|
|

Teny iditra1  miendaka
Fototeny  2 endaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to peel off by itself;
6 to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 se décoller, se séparer en
8 lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8]
Ohatra  9  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
10  Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17