|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 endaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fialana sarona na fono.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Action d'enlever l'écorce d'un arbre, d'écorcer. C'est un caractère dont les bûcherons malgaches tiennent le plus grand compte pour la reconnaissance des diverses essences.
[1.196] |
| Ohatra |
5 Tsinontsinoko velively ilay zazalahy kely endaka, inona ny antony niarovako azy?
[1.369#]
6 kanjo tsy izany fa olona kely endaka sy manify dia manify, ka tsy mifanentana amin'ny haben'ny lohany velively ny hakelin'ny vatany. [2.588#] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 26 endaka |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 Herbe très dure dont on fait des balais, des brosses.
29 Elle pousse sur les dykes granitiques et il faut l'arracher du rocher par plaques à la manière d'une écorce : 30 Xerophyta sp. (Velloziaceae). [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 31 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 33 akenda, 34 dekana, 35 denaka, endaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|