| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 miendrika | 
| Fototeny | 2endrika | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Manana endriky ny...: Miendrik' anjely [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 to have the appearance of (distinguish from mendrika) [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 ressembler [1.3#126, 1.8] 7 avoir l'air, la tournure, le port [1.3#126] 8 avoir l'air de (à distinguer de mendrika) [1.8]  | 
| Ohatra | 
9 Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany.
[2.470] 
 10 fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato. [2.293]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 3 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 16 miandreky, 17 miendrika | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |