|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mientana
Fototeny  2 entana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Taitra sy miainga tampoka ao anaty, miontana: Nientana iray ihany ny foko [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Voambolana  9  Ontam-po
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)11  mientàna
Fototeny  12 entana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mientana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 maintane, 15 mananety, 16 mañetiña, 17 metanina, mientàna, mientana, 18 tamenany, 19 tanimena, 20 tany mena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27