|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miera
Fototeny  2 era
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangata-dalana: Niera an-janany no nahatongavan-dRasoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to ask permission [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 demander la permission [1.8]
Ohatra  7  niera tamin' I bory izy fa tsy nahazo [2.472]
8  Sy ny mangalabelirano tsy miera amin' andriana [2.48]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  mierà
Fototeny  16 era
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 Imera, 19 miare, miera, mierà, 20 mirea

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27