|
|
|
|

Teny iditra1  mifadiditra
Fototeny  2 fadiditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihorongorona, mihodidina, mandadina: Mifadiditra amin' ny vatan-kazo ny vahy
5 Mifanolana, mifampiditra: Mifadiditra ny fakan' ireto hazo ireto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 To be in an entangled state. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Etre entortillé, être roulé tout autour, être entrelacé [1.3#135]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12