|
|
|
|

Teny iditra1  mifaditra ovana
Singan-teny  2 mifaditra, 3 ovana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manala faditra amin' ny ovana (ny ovana dia ilay faritra mihelaka amin' ny hodi-kazo); manala faditra olona iray ka ovana no entina manala azy, tahaka ny ahitra koa indraindray (mifaditra ahitra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be sorry for some undeserved calamity happening to another; used also as follows: Mifaditra ovana aho, Andriamanitra! (May not such a thing happen to me, O God!) [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11