|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mifaka |
| Fototeny | 2 faka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maka faka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 prendre racine
[1.3] |
| Teny iditra (2/3) | 6 mifaka |
| Fototeny | 7 faka |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 mandà
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to contend, to argue
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 15 mifakà |
| Fototeny | 16 faka |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifaka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 18 famaky, mifakà, mifaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|