|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifako |
| Fototeny | 2 fako |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to gather up rubbish.
[1.2] |
| Ohatra |
6 Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy?
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 famoky, mifako, 14 mifoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|