Entry | 1 mifampitana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tana |
Morphology |
|
Explanations in French |
7 [3.1] se saisir mutuellement |
Examples |
8 [2.472#] Iza no ho resin' ireo raha miaramila samy miaramila izao no mifampitana! 9 [2.270#] Raha mananika làlan-tsarotra, ka mifampitana isika, raha solafaka ny farany, dia hotaritiny hisolafaka ihany koa ny namana voalohany. |
Anagrams | 10 manatampify, mifampitana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |