Entry (1/3) | 1 tana- |
Part of speech | 2 morphological form of tanana |
Entry (2/3) | 3 tana |
Part of speech | 4 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Tazona, fihina, geja amin' ny tanana |
Explanations in English |
14 [1.2] |
Explanations in French |
15 [1.3#664] Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) |
Entry (3/3) | 16 tana |
Part of speech | 17 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
22 [1.78] [Tanala]
[taña] tanalahy, tana: Mañano dian-tana 23 [1.1] Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe |
Explanations in English |
24 [1.7] a chameleon |
Explanations in French |
25 [1.8] caméléon |
Vocabulary |
26 Zoology: reptiles, amphibians |
Analogs | 27 kamaitso, kamora, kamarabe, soamarandrana |
Proverbs | 28 Proverbs containing the word tana |
Article |
29 Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Anagrams | 33 atan, nata, tana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |