Entry | 1 mifampitantara |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tantara |
Morphology |
|
Examples |
7 [2.5] mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. 8 [2.471#] Tadidiko aza fa noroahina hilalao izahay zaza, rahefa mifampitantara io zavatra io izy sy Dada, saingy noho ny antony tsy mazava amiko, dia tsy mba nety nikasikasika raharaham-bolamena sy vatosoa Idada fahavelony. |
Anagrams | 9 mampifanitatra, mifampitantara |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |