|
|
|
|

Entry1  tantara
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
All compound words  9  29 words containing tantara
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena
Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy
Explanations in English  11  [1.7] a story, a tale
Explanations in French  12  [1.8] histoire, conte; l'histoire
Examples  13  [2.470] Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy
14  [2.48] Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy
15  [2.472] Ny mba tantaran|tantaram' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaran|tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony.
Vocabulary  16  Literature: (in general)
Proverbs  17  Proverbs containing the word tantara

Anagrams  18  antatra, tantara, taranta, tataran

Updated on 2025/08/10