|
|
|
|

Teny iditra1  mifampitsara
Fototeny  2 tsara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Koa aza mifampitsara intsony isika; [2.996]
5  Ary indrindra indrindra, tsy maintsy voafehy tsara ny fizotran' ny raharaha satria olombelona no mifampitsara. [4.27]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10