Entry | 1 mifanaiky |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 aiky |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo |
Explanations in French |
9 [1.3#10] Comme mifaneky |
Examples |
10 [2.606#] Izy roa ireo no mifanaraka sy mifanaiky. 11 [2.366#] Ny hoe tsy mifanaiky amim-bazaha dia toa fomba ilazàna fa tsy manaiky ny vazaha. |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mifanaiky |
Updated on 2025/08/05 |
![]() |