|
|
|
|

Entry1  mifanaizana
Part of speech  2  adjective
Root  3  aizana
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao
Explanations in English  6  [1.2] the condition of the two youngest children in a family.
Vocabulary  7  Relationships: family

Anagrams  8  fanamaizina, mifanaizana

Updated on 2025/08/10