|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanakalo |
| Fototeny | 2 takalo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Mahasosotra izany mifanakalo lamba amin' Ikala zazavavy iny!
[2.499]
5 « Toko telo » satria ny Fanjakana, ny mpiasa ary ny mpampiasa no singa telo mitovy mifanakalo hevitra. [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | mifanakalo, 9 mifanaloka, 10 mifanolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|