Entry | 1 mifanambady |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 vady |
Morphology |
|
Examples |
7 [2.298] hifanambady anaka hono izy roa lahy ireo, fa ny iray manana zanaka lahy ary ny iray manana zanaka vavy. 8 [2.508] Raha mifanambady ny andevo samy hafa tompo dia ny tompon' ny vavy no tompon' ny zaza aterak' izy mivady. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |