|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifanao |
| Fototeny | 2 tao |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Se faire l’un à l’autre, se disputer, se battre:
5 Mifanao soa izy ireo (Ils se font du bien l’un à l’autre, les uns aux autres) ~ 6 Avelao hifanao izy ireo (Laisscz-les se disputer, se battre) [1.3#679] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 mifañao |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 mihaona
[Mahafaly]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 12 famoina, 13 fimaona, 14 fiomana, 15 miafona, mifañao, mifanao, 16 miofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|