|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihaona |
| Fototeny | 2 haona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to meet with some one, to meet, to join, to unite with.
[1.2] 6 to meet with [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 se rencontrer
[1.8] |
| Ohatra |
8 Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona.
[2.324]
9 Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 14 mifanehatra, 15 mifanena, 16 mifanojo, 17 sehatra, 18 sendramahita, 19 sendra, 20 tohatra, 21 tojo |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 23 mihaonà |
| Fototeny | 24 haona |
| Sokajin-teny | 25 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 26 animaho, 27 hamaino, 28 mahaino, 29 miahona, miahòna, 30 mianoha, mihaona, mihaonà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|