|
|
|
|

Entry1  mifanapa-tsinay
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mifanapaka, tsinay
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy iray tampo, iray reny niteraka
Explanations in French  5  [1.54] enfants de même mère
Examples  6  [2.293] Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady.
Vocabulary  7  Relationships: family

Updated on 2025/07/29