Entry | 1 mifanaraka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 araka |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony |
Explanations in English |
11 [1.7] to agree |
Explanations in French |
12 [1.8] être d'accord, s'entendre |
Examples |
13 [2.470] Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia. 14 [2.472] Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony. 15 [2.48] Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana: |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mifanaraka |
Anagrams | 17 fanamarika, fikaramana, mifanaraka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |