Entry | 1 mifandanja |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitovy lanja: Mifandanja ny havesatr' ireto boky ireto Mifanentana: Mifandanja amin' ny harenany ny fahalalahan-tanany ~ Mifandanja amin-dRazazalahy tokoa Razazavavy |
Explanations in French |
4 [1.13] proportionnel |
Examples |
5 [2.131] raha manao fofonaina mifanerana hianao / mba manao fitia mifandanja aho. |
Vocabulary |
6 Mathematics: algebra |
Root | 7 lanja |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |