|
|
|
|

Teny iditra1  mifandefitra
Fototeny  2 lefitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  fa raha hanao fitia mifandefitra kosa, raikitra ny fikasantsika [2.313]
5  Samy manana ny anaran-drainy ka tsy misy mifandefitra, hoy ny navalin'i Tsiafahy [2.508]
6  Fa raha mba hanao fitia mifandefitra, dia tsy aiza aho fa fandrotrarana misafosafo amin'ny tany [1.292]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12