Entry | 1 mifandrombaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 rombaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mifaninana manao asa na miteny: Mifandrombaka hanao tsianjery ny mpianatra Mifaninana haka (zavatra) haingana sy an-kery sao lasan' ny sasany: Mifandrombaka voankazo izy dimy lahy |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mifandrombaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |