Entry | 1 mifanenjika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 enjika |
Morphology |
|
Explanations in French |
7 [1.3] |
Examples |
8 [2.314] dia ny onja madinika no voalaza ho misangy amin'izato izy toa mifanositosika na mifampipaika na mifanenjika. 9 [2.285] Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. |
Anagrams | 10 mifanenjika, mifaninjake |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |