|
|
|
|

Teny iditra1  mifanerana
Fototeny  2 erana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin' ny lohanao io satroka io fa vidio
5 Mifanaraka, mifanentana: Mifanerana amin' ny hareny ihany ny vola laniny ka tsy mampaninona azy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9 tsy mifanerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09