|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  erana
Fototeny  2 era
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/6)9  erana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza:
12 -- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy;
13 -- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo;
14 -- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko;
15 -- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a full measure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 mesure pleine; ce qui est possible [1.8]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (3/6)24  erana
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 harim-bilany, molaly [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/6)27  eraña
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 erana [1.13]

Teny iditra (5/6)30  erana
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32 espace [1.13]
Voambolana  33  Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  34  Fikambanana 14 amin' io teny io

Teny iditra (6/6)35  erana
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny frantsay  37 (de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang).
38 Nom de divers cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture.
39 Ce sont notamment :
40 Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. [Betsimisaraka, Tanosy]
41 Cyperus latifolius var. solidifolius (Boeckeler) Cherm.;
42 Cyperus dives Delile (Cyperaceae) .
43 Voir aussi herana. [1.196]
Voambolana  44  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  48 Anera, erana, eraña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21