|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifangaro |
| Fototeny | 2 fangaro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitambatra ka tonga sarotra avahana: Nifangaro ny ondrintsika
5 Mitambatra ho iray: Tsy mety mifangaro amin' ny rano ny menaka 6 Miharo, miaraka amin' ny.,.: Aza mifangaro amin' ireo ankizy mpitabataba ireo ire 7 Miaraka misafotofoto, mifanosona: Mifangaro ao dahoio ny lambanareo ka samia maka ny azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be mixed together
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 se mélanger, être mélangés
[1.8] |
| Ohatra |
10 Mangatsiaka sy vao latsa-panala ny maraina amin' izay ary mifangaro tsy misy anavahana azy intsony ny setroky ny mpahandro hani-masaka sy ny zavona mamirifiry.
[2.470]
11 Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | mifangaro, 17 mifarango, 18 mifongara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|