Entry (1/2) | 1 mifaninana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 inana |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy |
Explanations in English |
9 [1.2] to be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel. 10 [1.7] to engage in a contest; to be rivals |
Explanations in French |
11 [1.8] rivaliser, se faire la concurrence, concourir |
Examples |
12 [2.470] mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely. |
Entry (2/2) | 13 mifaninàna |
Part of speech | 14 imperative of active verb mifaninana [Full list] |
Root | 15 faninana |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 faniminana, ifaninanam, mifaninana, mifaninàna |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |