Entry | 1 mifanindry |
Root | 2 tsindry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [1.1] |
Explanations in French |
5 s'empiler, se chevaucher [1.13] |
Morphology |
|
All compound words | 9 2 combinations of this word |
Synonyms | 10 mifampitaingina, mifanongoa |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |