Entry (1/2) | 1 mifankahala |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hala |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Samy tsy tia ny ankilany avy |
Explanations in English |
9 [1.2] to hate one another |
Explanations in French |
10 [1.3#442] se haïr mutuellement 11 [1.107] se détester réciproquement |
Examples |
12 [1.437#] Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady. 13 [2.296#] Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. |
Vocabulary |
14 Emotions |
Entry (2/2) | 15 mifankahalà |
Part of speech | 16 imperative of active verb mifankahala [Full list] |
Root | 17 hala |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 ifankahalam, mifankahala, mifankahalà |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |