Entry | 1 mifanoto rahona |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana enti-milaza asa na raharaha betsaka mifangaro, mifanontona, na olona mifandrombaka miteny indray miaraka |
Explanations in English |
4 [1.2] To be in confusion, running here and there. |
Elementary words | 5 mifanoto, rahona |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |