|
|
|
|

Teny iditra1  mifantoka
Fototeny  2 fantoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifantsika, miraikitra ela tsy miala amy...: Nifantoka teny amiko ny mason' ny mpijery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 To be fixed with nails. [1.2]
6 to be nailed fast; to be situated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être cloué sur place; être attaché à une idée [1.8]
Ohatra  8  nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mifantoka, 13 mifontaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17