|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifantsika
Fototeny  2 fantsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miraikitra amin' ny fantsika: Tsy mifantsika tsara ity sary ity izany
5 Milozoka, miraikitra: Mifantsika amin' ny fianarana marina ity zaza ity ka tsy mahagaga raha mahomby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 To be nailed, nailed. [1.2]
7 to be fastened with nails [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être cloué [1.8]
Ohatra  9  Nanomboka teo, dia nifantsika tao an-tsaiko ny hiasa an-tsambo mba ho tonga any Andafy. [2.471]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mifositra, 15  mifototra, 16  mimaso
Kamban-teny rehetra  17 famaha mifantsika

Teny iditra (2/2)18  mifantsika
Fototeny  19 fantsika
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  21 to bend down so as to have the back hollow, to be hollow about the back. It is used of persons, oxen, or bent poles for carrying, or the covers of books curled up. Mihantsika and mitofantsika also used. [1.2]
Haiendriteny 
22  Ny ankehitriny :
23  Ny lasa :
24  Ny hoavy :
25  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17