|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifaritra |
| Fototeny | 2 faritra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara
5 Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 having a mark, having boundary lines.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | mifaritra, 7 mirafitra, 8 mirifatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|