|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifetsaka |
| Fototeny | 2 fetsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony
5 Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-davabato ireo mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to tumble down, to fall, to strike against, to hit.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | mifetsaka, 11 mitsefaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|