Entry | 1 mifia-dranomaso |
Elementary words | 2 mifiaka, 3 rano, 4 maso |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [1.1] |
Explanations in English |
7 to cry continually. [1.2] |
Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |