|
|
|
|

Entry (1/3)1  mifindra
Part of speech  2  active verb
Root  3  findra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany
Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io
Explanations in English  13  [1.2] to remove, to change place, to migrate
14  [1.7] to move, to change place
Explanations in French  15  [1.8] changer de place, se mouvoir
Examples  16  [2.472] Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa.

Entry (2/3)17  mifindra
Part of speech  18  adjective
Root  19  findra
All compound words 
Explanations in English  21  [1.2] to be contagious.

Entry (3/3)22  mifindrà
Part of speech  23  imperative of active verb mifindra [Full list]
Root  24  findra
Explanations in Malagasy  25  [1.1]
Explanations in English  26  [1.2]
Explanations in French  27  [1.3]

Anagrams  28  ifindram, mifindrà, mifindra

Updated on 2025/08/10