|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifody |
| Fototeny | 2 fody |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miverina amin' ny tompony voalohany, amin' ny mpivarotra nividianana azy: Ny entana lafo tsy mifody intsony ato
5 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mifody lava io vavolombelona io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to return to the original owner; to back out of a bargain
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 revenir au premier marchand, ou au premier maître, se dédire, rompre un contrat
[1.3] 8 revenir au premier maître; se dédire, rompre un contrat [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 mifody |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 mirindrina, mikatona
[Sihanaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|