|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifofofofo |
| Fototeny | 2 fofofofo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandrivotra fatratra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to blow hard
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Souffler fortement
7 fig. travailler vigoureusement, être en fureur [1.3#178] 8 souffler fort [1.8] |
| Ohatra |
9 nifofofofo ny rivotra tamin'io takariva io, ka hoatry ny milaza amin-dRazaimalala, fa anio dia anio ihany no fara andro ihetsehan'ny fofonain-dRandrianaivo.
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 13 miasa, 14 miezakamafy |
| Kamban-teny rehetra | 15 mifofofofo ny rivotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|