|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 miasa |
| Fototeny | 2 asa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to work
[1.2, 1.7] 5 to till, to labour 6 In the provinces it means to count. [1.2] 7 to till the soil [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 travailler la terre; travailler
[1.8] |
| Ohatra |
9 - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona.
[2.470]
10 Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 17 miasà |
| Fototeny | 18 asa |
| Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miasa [Fitanisana] |
| Ohatra |
20 Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy
[1.1]
|
| Teny iditra (3/3) | 21 miasa |
| Fototeny | 22 asa |
| Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 sharpened, whetted.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 25 asima, 26 maisa, 27 masay, miasa, miasà, 28 Samià, samia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|