Entry | 1 mifoha |
Root | 2 foha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1] |
Explanations in English |
5 to wake up, to get out of bed [1.7] |
Explanations in French |
6 s'éveiller, se lever [1.8] |
Examples |
7 Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo?
[2.436#]
8 Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324#] |
Morphology |
|
All compound words | 13 5 combinations of this word |
Analogs | 14 mifohafoha |
Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
Anagrams | 16 mifaho, 17 mifoha, 18 mihafo, 19 mihofa, 20 mohafy |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |