|
|
|
|

Entry1  mifoka
Part of speech  2  active verb
Root  3  foka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio
Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina
Explanations in English  11  [1.7] to breathe in, to absorb; to smoke tobbacco
Explanations in French  12  [1.8] aspirer; absorber; fumer
Examples  13  [2.4#] Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro.

Anagrams  14  fakoim, famoky, fokaim, mafiko, mifako, mifoka

Updated on 2025/08/10